Mitandrema (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Vokovoko Manga izaoMijoro eto anatrehanao
Manambara ny hafatr’i Kristy
Ho antsika velona sy miaina ety.
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
2.Moa mpisotro toaka ianao
Miovà izao anio izao
Fa ny ampitso dia tsy fantatrao
Fa mihelina anie ny ny andronao
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
3.Mitandrema hoy Jesosy anio
Izay no hafatra ka tadidio
Ho anao izay manan-tsofina
Aoka hihaino tsara izany lesona
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
A/C RALAINIRINA Valitera
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM AmpitankelyVisites : 775
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:55