Mitandrema (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Vokovoko Manga izao
Mijoro eto anatrehanao
Manambara ny hafatr’i Kristy
Ho antsika velona sy miaina ety.
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana tononkira.serasera.org ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
2.Moa mpisotro toaka ianao
Miovà izao anio izao
Fa ny mfta ampitso dia tsy abvz fantatrao
Fa mihelina anie ny ny andronao
Fiv Ary mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
3.Mitandrema hoy Jesosy anio
Izay no hafatra ka tadidio
Ho anao izay manan-tsofina
Aoka hihaino tsara izany lesona
Fiv Ary xzgpyk mitandrema fandrao ny fonareo
Hovesaran’ny fisotroan-toaka
Sy ny fahamamoana ary ny fiahiahian’izao fiainana izao.
A/C RALAINIRINA Valitera

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1402
Likes : 1 Like
Created by : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:55