You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Manolo-tena (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/manolo-tena-1

Manolotena aho anio Jesosy ô!
Manolotena aho hanao ny sitrakao
Ny fiainako havaozinao
Indro ny foko diovy sy sasao

Fiv Hatrizay dia filibanatononkira.serasera.org
Sy hadalana no niainako
Ankehitriny aho dia te hiova
Handao ny ratsy fanaoko taloha
Ankehitriny aho raiso ho Anao
Amboary aho ho olom-baovao.

A/C RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 213
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:50:33
ID : 11305

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo