You are here: home > Tononkira > VLM Ampitankely

Efa natolotra (VLM Ampitankely)

https://tononkira.serasera.org/hira/vlm-ampitankely/efa-natolotra-1

1.Efa natolotra ho antsika ny Famonjena
F'izaho sy ianao no ninia nandao
Tsy mba mihaino ny antson'ny Tompo
Efa mba nidina ho antsika Izy nanetry tena
Nitafy nofo, teraka tao Betlehema.

Fiv: Raiso Ilay Zaza soa,
Mpanjaka Tsitoha
Fa mendrika ny hoderaina
Isika izay manam-pofon'aina
Raiso JesTsiky dia ampyosy anio ary tadidio
Fa fifaliana lehibe toy izao
Natolotra ho ahy sy ho anao

2.Efa nambaran'ireo mpaminany taloha ela
Fa ilay Mesia, Mpanolo-tsaina,
Izay antsoina hoe: "Imanoëla"
Tonga hanafaka ny fahotana sy ny ditrantsika
Fiainam-baovao atolony anao, ts'isy tomìka.

A/C: Ny Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : VLM Ampitankely
Mpamaky : 148
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fansDiez
Tamin'ny : 25/01/2019 15:32:26
ID : 11294

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo