Efa natolotra (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Efa tononkira.serasera.org natolotra ho antsika ny Famonjena
F'izaho sy ianao no ninia nandao
Tsy mba mihaino ny antson'ny Tompo
Efa mba nidina ho antsika Izy nanetry tena
Nitafy nofo, teraka tao Betlehema.
Fiv: Raiso Ilay Zaza soa,
Mpanjaka Tsitoha
Fa mendrika ny hoderaina
Isika izay manam-pofon'aina
Raiso Jesosy anio ary tadidio
Fa fifaliana lehibe toy izao
Natolotra ho ahy sy bhyd ho anao
2.Efa nambaran'ireo mpaminany taloha ela
Fa ilay Mesia, Mpanolo-tsaina,
Izay antsoina hoe: "Imanoëla"
Tonga hanafaka ny fahotana dyrdfj sy ny ditrantsika
Fiainam-baovao atolony anao, ts'isy tomìka.
A/C: Ny rqoi Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera
F'izaho sy ianao no ninia nandao
Tsy mba mihaino ny antson'ny Tompo
Efa mba nidina ho antsika Izy nanetry tena
Nitafy nofo, teraka tao Betlehema.
Fiv: Raiso Ilay Zaza soa,
Mpanjaka Tsitoha
Fa mendrika ny hoderaina
Isika izay manam-pofon'aina
Raiso Jesosy anio ary tadidio
Fa fifaliana lehibe toy izao
Natolotra ho ahy sy bhyd ho anao
2.Efa nambaran'ireo mpaminany taloha ela
Fa ilay Mesia, Mpanolo-tsaina,
Izay antsoina hoe: "Imanoëla"
Tonga hanafaka ny fahotana dyrdfj sy ny ditrantsika
Fiainam-baovao atolony anao, ts'isy tomìka.
A/C: Ny rqoi Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : VLM AmpitankelyVisites : 1479
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fansDiez
Date : 25/01/2019 15:32
