Efa natolotra (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Efa natolotra ho antsika ny Famonjena
F'izaho sy ianao no ninia nandao
Tsy mba mihaino ny antson'ny Tompo
Efa mba nidina ho antsika pdyel Izy nanetry tena
Nitafy rqxy tononkira.serasera.org nofo, teraka tao Betlehema.
Fiv: Raiso Ilay Zaza soa,
Mpanjaka Tsitoha
Fa mendrika ny hoderaina
Isika izay manam-pofon'aina
Raiso Jesosy anio ary tadidio
Fa fifaliana lehibe toy izao
Natolotra ho lltjp ahy sy ho anao
2.Efa nambaran'ireo mpaminany taloha ela
Fa ilay Mesia, Mpanolo-tsaina,
Izay antsoina hoe: "Imanoëla"
Tonga hanafaka ny fahotana sy ny ditrantsika
Fiainam-baovao atolony anao, ts'isy tomìka.
A/C: Ny Vatofantsika
Arr: RALAINIRINA Valitera

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1538
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 25/01/2019 15:32