Tsy irery mihitsy aho (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voafitaka aho nafoy,
Ny niantra tsy mba nisy.
Dia_izao tokoa ilay hoe resy .
Nitady toky aho nefa indrisy.
   Mavesatra ny fo; andositra aiza moa?
   Mba iza moa no andraindraiko,
   Mangidy loatra no zakaiko.
            Ref :f’izaho tsy irery ,izaho tsy very
                   Jehovah miahy sy miaro ahy
                    Dia izy efo foana ary izy  hijery
                   Ka tsy hamela ahy hiady irery
                   Raha miantso aho dia ho  henoiny
                   Tsy irery aho , tsy hafoiny.

Izay mety ho sarobidy
noho ianao dia hafoiko.
Na mety mbola hanary  ahy
ny olona akaikin’ny foko
   Ianao ny ahy no itokiako.
   Ianao no hataoko Rova.
   Hifikitra Aminao aho
   F’Ianao ilay tia ahy tsy mba miova
Ref :f’izaho tsy irery ,izaho tsy very
                   Jehovah miahy sy miaro ahy
                    Dia Izy efo foana ary izy  hijery
                   Ka tsy hamela ahy hiady irery.
                   Raha miantso aho dia ho  henoiny.
                   Tsy irery aho , tsy hafoiny.
(v: izaho tsy very) (l: izaho tsy very)
(v) Jehovah miahy sy miaro ahy
(l-v) Dia Izy efo foana ary izy  hijery
Ka tsy hamela ahy hiady irery.
Raha miantso aho dia ho  henoiny:
Tsy irery aho , tsy hafoiny.

JWBroadcasting  July2018
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5608