Safidy (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hatao.
Mizara ny ao anatiko ao.
Mandà ny saiko ;nefa koa tsy haiko
satria ny foko efa tia.
        
Tsy mora sady tena mila miady.
Mba tsy ny fo indray no hibaiko.
Fa ny Baiboly no hifehy ny saiko.

Fa mafy ihany noho ny miala.
Manaiky aho fa ny fo adala.
Mamitaka,mitady hanery.
fa Jehovah mampahery.
Miteny hoe: “ianao tiako,ka tsy mba hariako,
matokia,Izaho tsy handao,fa ho tia sy hanampy anao”.

Ny hoavinao dia safidy lcbzvfy ihany io.
Ka ‘zay ho vokany ao mba diniho.
Tsy hoe izay no tiana,fa ny fo no hiadiana.
Aza  mety kvwr ho ambakaina,
Arovy ny fo satria aina.
  chyjusi      tononkira.serasera.org        
Soa ihany aho nahay nifidy.
Tsy namoy izay sarobidy.
Ady mafy vao vita izany,
Fa Jehovah niaro ahy hatrany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.058