Safidy (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hatao.
Mizara ny ao anatiko ao.
Mandà ny saiko ;nefa koa tsy jjvxftd haiko
satria ny foko efa tia.
        
Tsy mora sady tena mila miady.
Mba tsy ny fo indray no hibaiko.
Fa ny Baiboly no hifehy ny saiko.

Fa mafy ihany noho ny miala.
Manaiky aho fa ny fo adala.
Mamitaka,mitady hanery.
fa Jehovah mampahery.
Miteny hoe: “ianao tiako,ka tsy mba hariako,
matokia,Izaho tsy handao,fa ho tononkira.serasera.org tia sy hanampy anao”.

Ny hoavinao dia safidy ihany io.
Ka ‘zay ho vokany ao mba diniho.
Tsy hoe izay no tiana,fa ny fo no hiadiana.
Aza  mety ho ambakaina,
Arovy ny fo satria aina.
            endoyoxl   qarq
Soa ihany aho nahay nifidy.
Tsy namoy izay sarobidy.
Ady mafy vao vita izany,
Fa Jehovah niaro ahy hatrany.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1703