You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

ISAORAKO IANAO (Tvbroadcasting)

Raha toa tsy hita intsony
    izay mba hampitony.
      Dia “mihaino Ianao”
          isaorako Ianao.
Zay hitranga androany
    mafimafy ihany.
       Fa eo Ianao ,
          isaorako Ianao.

Izahay tia Anao na inona hitrangaTsiky dia ampy,
    Fa ianao tsy handao
       an’izay matoky anao amin’ny fo.
Omeo fiadanan-tsaina
     fa mihatra aman’aina.
         Tsy hanary Ianao,
             Isaorako Ianao.

Tsy hafoinao ‘zay tsy mahafoy anao…
Tiany foana ianao. Isaorako Ianao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 195
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 31/05/2019 07:27:20
ID : 11759

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo