You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

Aza manahy fa lazao Azy (Tvbroadcasting)

https://tononkira.serasera.org/hira/tvbroadcasting/aza-manahy-fa-lazao-azy

Mba nantsoiko , tsy namaly. Nalahelo ianao omaly.
Aza kivy, matokia.fa Jehovah anie tia.
Ianao tsy irery, ’zay no toky efa nomeny.

Te hitaraina,tsy mahatraka?
Eo mba zarao izay tsy zaka.
Tantarao Azy ‘zay manjo
Sy manavesatra ny fo;
‘zay rehetra mampanahy, ambarao Azy.(ooo)
Aza manahy(ie eee) ,fa lazao azy .

Mitrakà kely sisa. Akaiky ao ‘lay Paradisa.
Tsisy intsony ny tomany, ho mpinamana eran-tany.
Miareta aloha, f’efa miandry ao ‘lay valisoa.

Ka raha te hitaraina, tsy mahatraka.
ETsiky dia ampyo mba zarao izay tsy zaka;
Tantarao Azy ‘zay manjo
Sy manavesatra ny fo.
‘zay rehetra mampanahy, ambarao Azy.(ooo)
Aza manahy(ie eee) fa lazao azy .

(ohoou ohoou) (l)mba lazao azy.
(ohoou ohoou) (l)mba lazao azy.
(v)mba lazao azy.(l)ooo

Te hitaraina, tsy mahatraka?
Eo mba zarao(l)mba zarao) izay tsy zaka.
Tantarao Azy ‘zay manjo(l)‘zay manjo)
Sy manavesatra ny fo.

‘Zay rehetra mampanahy,
Ambarao Azy.(ooo)
Aza manahy(ie eee) fa lazao Azy .(ooo)
Aza manahy(ie eee)…
… Fa lazao Azy.

JWBroadcasting April 2020

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 151
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 21/04/2020 19:20:46
ID : 12691

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo