You are here: home > Tononkira > Tvbroadcasting

Aza Maika Loatra (jona 2016) (Tvbroadcasting)

https://tononkira.serasera.org/hira/tvbroadcasting/aza-maika-loatra-jona-2016

Aza maika, avia vetivety !
Aza mihazakazaka fa tsy mety.
Na faly ianao sy ny namanao,
Rahefa fivoriana tsy tokony hilalao

Aleo mba miahy, aza maika loatra fa
Asio hatsaram-panahy , dia mba miahy.

Aza maika hanao ny asanao
Na sahirana aza sy be atao.
Mba jereo ihany izay mila ampiana.
Tena ilaina koa ny maneho fiahitononkira.serasera.organa.

Aleo mba miahy, aza maika loatra fa
Asio hatsaram-panahy , dia mba miahy.

Aza maika rehefa mitory ,
Mandondona ianao toa tsisy mihaino akory.
Jereo ireny mpandalo ireny
Sao mba misy mihaino eny an-dalana eny.

Aleo mba miahy, aza maika loatra fa
Asio hatsaram-panahy , dia mba miahy…
(oh oh oh) dia mba miahy.

JWBroadcasting june2016

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tvbroadcasting
Mpamaky : 159
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : raniNi1
Tamin'ny : 12/11/2019 17:59:38
ID : 12193

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo