Aza Maika Loatra (jona 2016) (Tvbroadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza maika, avia vetivety !
Aza mihazakazaka fa tsy mnhufof mety.
Na faly ianao sy ny namanao,
Rahefa fivoriana tsy tokony hilalao

Aleo mba miahy, aza maika loatra fa
Asio hatsaram-panahy , dia mba miahy.

Aza maika hanao ny asanao
Na sahirana yakqromn aza sy be atao.
Mba jereo ihany izay mila ampiana.
Tena ilaina koa ny maneho fiahiana.

Aleo mba miahy, aza maika loatra fa
Asio hatsaram-panahy , dia mba miahy.

Aza maika rehefa mitory ,
Mandondona ianao toa tsisy ujnjb mihaino akory.
Jereo ireny mpandalo ireny
Sao mba misy mihaino eny an-dalana eny.

Aleo mba miahy, aza maika loatra fa
Asio hatsaram-panahy , dia mba miahy…
(oh oh oh) dia tononkira.serasera.org mba miahy.

JWBroadcasting june2016

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.377