Ataoko an-tsaina foana ny fampahatsiahivanao (Tvbroadcasting)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ahoana re eee?
‘Zaho mba te handeha.
Tsy voatery ho ratsy any na voatery hialana.
‘zah ange raha mba mankany tsy hoe fahotana.
Mba lazao ahy asdiond fa tsy haiko ange ‘zay zava-dehibe.
Ho diso aho ve eee ,raha hoe te handeha?
Raha misotro ny olona any mety tsy hafehy tena.
Raha mandeha mankany hita fa tsy fahendrena.
Oh! Aiza ny lalan-kaleha?
Jehovah miangavy anao re.
Ref : Ianao mampatsahy ahy dia mamiko izany.
Rehefa hisafidy aho,tsaroako avy hatrany.
‘reo fampianaranao ,ireo torohevitrao, ’zay no ataoko an-tsaina.
Izay tokony hatao,
efa ao an tsaiko ao.
Ny ahy tsy tiako aloha ny hampatezitra azy ireo.
Fa ‘zaho ‘ndray tsy ho any mwya fa sao mahita olana eo.
Izay no efa hitako hoe mety,
Tsy handeha amin’lay fety.
Ref : ……..
Ilay bokinao no vakiako isan’andro;
Satria mampahatsiahy ahy maraina, atoandro.
Manampy ahy lalandava ka lasa mazava…
‘zay tokony tononkira.serasera.org hatao sy izay sitraponao…
‘Reo fampianaranao ,ireo torohevitrao…
dtuxbn no ataoko an-tsaina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TvbroadcastingVangy : 1134
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : raniNi1
Daty : 14/08/2019 17:57