ZANAKAO 'ZAHAY (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Tompo Andriamanitra
Jehovah Ray be voninahitra
Manonona ny Anaranao
Izahay zanakao
Hianao Lay Ray an-danitra
Ny asan-tànanao tononkira.serasera.org maharitra
Lehibe noho jnrphoik izao rehetra izao
Lehibe tokoa Ianao
Réf: Zanakao miantso Anao izao
Te-handre ny drjutoq fanatrehanao
Fantatray fa tsy manary Ianao
Matoa zahay mbola omenao
Androm-pahavelomana
Ka toroy ny làlana
Fa ZANAKAO ‘ZAHAY
2-Hianao no Ray mandrakizay
Hianao no lehibe eto aminay
Ny hery sy ny fanapahana
Aminao ry Ray Mpanjaka
Na hitety izao zdgr tontolo izao
Tsy misy toa Anao raha mbola Ray
Koa raiso re ny foko anjakao
Anjakao mandrakizay
Jehovah Ray be voninahitra
Manonona ny Anaranao
Izahay zanakao
Hianao Lay Ray an-danitra
Ny asan-tànanao tononkira.serasera.org maharitra
Lehibe noho jnrphoik izao rehetra izao
Lehibe tokoa Ianao
Réf: Zanakao miantso Anao izao
Te-handre ny drjutoq fanatrehanao
Fantatray fa tsy manary Ianao
Matoa zahay mbola omenao
Androm-pahavelomana
Ka toroy ny làlana
Fa ZANAKAO ‘ZAHAY
2-Hianao no Ray mandrakizay
Hianao no lehibe eto aminay
Ny hery sy ny fanapahana
Aminao ry Ray Mpanjaka
Na hitety izao zdgr tontolo izao
Tsy misy toa Anao raha mbola Ray
Koa raiso re ny foko anjakao
Anjakao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 981
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliher
Daty : 25/07/2022 23:56
