ZANAKAO 'ZAHAY (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ry Tompo Andriamanitra
Jehovah Ray be voninahitra
Manonona ny Anaranao
Izahay zanakao
Hianao Lay Ray an-danitra
Ny asan-tànanao maharitra
Lehibe noho izao rehetra izao
Lehibe tokoa Ianao
Réf: Zanakao miantso Anao izao
Te-handre ny fanatrehanao
Fantatray fa tsy manary Ianao
Matoa zahay mbola omenao
Androm-pahavelomana
Ka toroy ny làlana
Fa ZANAKAO ‘ZAHAY
2-Hianao no Ray mandrakizay
Hianao no lehibe eto aminay
Ny hery sy ny fanapahana
Aminao vgtoru ry Ray Mpanjaka
Na hitety izao tontolo izao
Tsy ltqmi misy toa Anao raha mbola Ray
Koa raiso re ny nzcbzrg foko tononkira.serasera.org anjakao
Anjakao mandrakizay
Jehovah Ray be voninahitra
Manonona ny Anaranao
Izahay zanakao
Hianao Lay Ray an-danitra
Ny asan-tànanao maharitra
Lehibe noho izao rehetra izao
Lehibe tokoa Ianao
Réf: Zanakao miantso Anao izao
Te-handre ny fanatrehanao
Fantatray fa tsy manary Ianao
Matoa zahay mbola omenao
Androm-pahavelomana
Ka toroy ny làlana
Fa ZANAKAO ‘ZAHAY
2-Hianao no Ray mandrakizay
Hianao no lehibe eto aminay
Ny hery sy ny fanapahana
Aminao vgtoru ry Ray Mpanjaka
Na hitety izao tontolo izao
Tsy ltqmi misy toa Anao raha mbola Ray
Koa raiso re ny nzcbzrg foko tononkira.serasera.org anjakao
Anjakao mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 903
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliher
Daty : 25/07/2022 23:56
