ZANAKAO 'ZAHAY (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
iltlt 1-Ry Tompo Andriamanitra
Jehovah Ray be voninahitra
Manonona ny Anaranao
Izahay daqaxt zanakao
Hianao Lay Ray an-danitra
Ny asan-tànanao maharitra
Lehibe noho izao rehetra utze izao
Lehibe tokoa Ianao
Réf: Zanakao miantso Anao izao
Te-handre tononkira.serasera.org ny fanatrehanao
Fantatray fa tsy manary Ianao
Matoa zahay mbola omenao
Androm-pahavelomana
Ka toroy ny làlana
Fa ZANAKAO ‘ZAHAY
2-Hianao no Ray mandrakizay
Hianao no lehibe eto aminay
Ny hery sy ny fanapahana
Aminao ry Ray Mpanjaka
Na hitety izao tontolo izao
Tsy misy toa Anao raha mbola Ray
Koa raiso re ny foko anjakao
Anjakao mandrakizay
Jehovah Ray be voninahitra
Manonona ny Anaranao
Izahay daqaxt zanakao
Hianao Lay Ray an-danitra
Ny asan-tànanao maharitra
Lehibe noho izao rehetra utze izao
Lehibe tokoa Ianao
Réf: Zanakao miantso Anao izao
Te-handre tononkira.serasera.org ny fanatrehanao
Fantatray fa tsy manary Ianao
Matoa zahay mbola omenao
Androm-pahavelomana
Ka toroy ny làlana
Fa ZANAKAO ‘ZAHAY
2-Hianao no Ray mandrakizay
Hianao no lehibe eto aminay
Ny hery sy ny fanapahana
Aminao ry Ray Mpanjaka
Na hitety izao tontolo izao
Tsy misy toa Anao raha mbola Ray
Koa raiso re ny foko anjakao
Anjakao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 983
Likes : 0 Like
Created by : faliher
Date : 25/07/2022 23:56
