Ny anilanao no mahatsara ahy (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Ny anilanao no mahatsara ahy
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa sdvrbft tsara Ianao
Tsy maty tononkira.serasera.org am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay sfxn e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2/Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao muvvs dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
Sambatra foana ny fanahy
Ka fantatro izao fa sdvrbft tsara Ianao
Tsy maty tononkira.serasera.org am-po ny Anaranao
Ny zava-bitanao dia fahatsarana
Ny zava-boaharinao dia fahatsarana
Ny mialoka Aminao dia fahatsarana
Izay rehetra izay dia fahatsarana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay sfxn e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
2/Ny akaikinao no mahatsara ahy
Fa feno hery ny fanahy
Ny asa rehefa iarahana Aminao e!
Hafaliana foana izay atao
Ny miaina tsisy Anao dia faharatsiana
Ny asa tsisy Anao dia faharatsiana
Ny hery tsisy Anao muvvs dia faharatsiana
Izay rehetra izay dia faharatsiana
Réf:Tsy misy, tsy misy atakalo Anao e!
Na tsara toy inona izao sy izao e!
Deraina e! Ny Tompo Mpanjakanay e!
Deraina e! Deraina mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1826
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 21:37
