Izy Ilay Fahamarinana (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mandeha isan’andro ianao
Manao ny asa toy izay fanao
Fa ny ratsy no manjaka izao
Aiza ilay fahamarinana?
Mora kivy angamba ianao
Mora resy noho izao trxfe sy izao
Metimety ve ny fiainana!
Aiza ilay fahamarinana?
Réf:Ndeha fikiro arkasqs hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
2-Te handroso angamba ianao
Ka ny pztewsvx tsara no antenainao
Fa ny ratsy tsy miala ao
Aiza ilay fahamarinana ?
Mbola misy ihany kosa
Ny atao hoe tena tononkira.serasera.org marina
Dia Jesoa manafa-doza
Izy Ilay fahamarinana
Réf:Ndeha fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
Manao ny asa toy izay fanao
Fa ny ratsy no manjaka izao
Aiza ilay fahamarinana?
Mora kivy angamba ianao
Mora resy noho izao trxfe sy izao
Metimety ve ny fiainana!
Aiza ilay fahamarinana?
Réf:Ndeha fikiro arkasqs hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
2-Te handroso angamba ianao
Ka ny pztewsvx tsara no antenainao
Fa ny ratsy tsy miala ao
Aiza ilay fahamarinana ?
Mbola misy ihany kosa
Ny atao hoe tena tononkira.serasera.org marina
Dia Jesoa manafa-doza
Izy Ilay fahamarinana
Réf:Ndeha fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVangy : 1844
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : faliherijaona17
Daty : 08/08/2017 20:37
