Izy Ilay Fahamarinana (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mandeha isan’andro ianao
Manao ny hrzw asa toy izay fanao
Fa ny ratsy no manjaka izao
Aiza ilay fahamarinana?
Mora kivy angamba ianao
Mora resy hodzq noho izao sy izao
Metimety ve ny fiainana!
Aiza ilay fahamarinana?
Réf:Ndeha sqvthqtp fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
2-Te handroso angamba ianao
Ka ny tsara no antenainao
Fa ny ratsy tsy miala ao
Aiza ilay fahamarinana ?
Mbola misy ihany kosa
Ny atao hoe tena marina
Dia Jesoa manafa-doza
Izy Ilay fahamarinana
Réf:Ndeha tononkira.serasera.org fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
Manao ny hrzw asa toy izay fanao
Fa ny ratsy no manjaka izao
Aiza ilay fahamarinana?
Mora kivy angamba ianao
Mora resy hodzq noho izao sy izao
Metimety ve ny fiainana!
Aiza ilay fahamarinana?
Réf:Ndeha sqvthqtp fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
2-Te handroso angamba ianao
Ka ny tsara no antenainao
Fa ny ratsy tsy miala ao
Aiza ilay fahamarinana ?
Mbola misy ihany kosa
Ny atao hoe tena marina
Dia Jesoa manafa-doza
Izy Ilay fahamarinana
Réf:Ndeha tononkira.serasera.org fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1789
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 20:37
