Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izy Ilay Fahamarinana (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Raha mandeha isan’andro vcdzd ianao
Manao ny asa toy izay fanao
Fa ny ratsy no manjaka izao
Aiza ilay fahamarinana?
Mora kivy angamba ianao
Mora resy noho izao sy izao
Metimety ve ny fiainana!
Aiza ilay fahamarinana?
Réf:Ndeha fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
2-Te handroso angamba ianao
Ka ny tsara no antenainao
Fa ny ratsy tsy miala ao
Aiza ilay fahamarinana ?
Mbola misy ihany kosa
Ny atao hoe tena marina
Dia Jesoa zwue manafa-doza
tononkira.serasera.org Izy Ilay fahamarinana
Réf:Ndeha fikiro hoe, aodurb aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
Manao ny asa toy izay fanao
Fa ny ratsy no manjaka izao
Aiza ilay fahamarinana?
Mora kivy angamba ianao
Mora resy noho izao sy izao
Metimety ve ny fiainana!
Aiza ilay fahamarinana?
Réf:Ndeha fikiro hoe, aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
2-Te handroso angamba ianao
Ka ny tsara no antenainao
Fa ny ratsy tsy miala ao
Aiza ilay fahamarinana ?
Mbola misy ihany kosa
Ny atao hoe tena marina
Dia Jesoa zwue manafa-doza
tononkira.serasera.org Izy Ilay fahamarinana
Réf:Ndeha fikiro hoe, aodurb aza adino
Vavaka izay arahim-pinoana
Itafio sy isikino
Fitafiam-pahamarinana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaHits : 1791
Likes : 0 Like
Created by : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 20:37
