HIRAN’NY LANITRA (Antoko Mpihira Taratry ny mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.-Hira ka qtowtd hira ny hiran’ny lanitra
Mamelombelona ny aty fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka nhuiwe Izy re no atao rehareha
2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa any an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe HALELOIA
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia udphd hanandra-peo
Hidera tononkira.serasera.org an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
Mamelombelona ny aty fanahiko
Na ny fiainako feno ny hanitra
Hanitry ny hira mankao ao anatiko
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia hanandra-peo
Hidera an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka nhuiwe Izy re no atao rehareha
2.-Hira mahery ny hiran’ny lanitra
Na ny eto an-tany na koa any an-danitra
Miara-manandratra ny hira HOSANA
Miara-miredona hoe HALELOIA
Hira mitory fitiavan’ny
Ray antsika olombelona
Hira manoro fahalalana
tsara maharitra tsy levona
Ô ry namako ô! Avia udphd hanandra-peo
Hidera tononkira.serasera.org an’I Jeso ‘zay Tompo lehibe
Ho hitanao anie ny fiovana be
Raha toa ka Izy re no atao rehareha
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko Mpihira Taratry ny mazavaVisites : 2267
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : faliherijaona17
Date : 08/08/2017 22:31
