Taratasy (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza cuiqhblx gaga raha hoe taratasy sisa no hitanao eo ambony latabatra,
Tsy nahavoasoratra aho fa ranomaso latsaka namela tasy no ao amboniny ao,
F'efa mba niezaka aho fa tsy mba nisy dikany, ka veloma ianao,
Toa rahona matevina tsy resin'ny hazavana,
Fa resin'ny hatsiaka mamanala hhqesxr ny hafanana,
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka,
Toa dtknfmsh rahona matevina tsy resin'ny hazavana,
Fa resin'ny hatsiaka mamanala ny hafanana,
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka,
Fa tsy nasianao vidiny ireo mamy tavela napetrako,
Fa hoy ianao hoe "ndana! mbay! mialà!"
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanjona RandrianariveloVisites : 2021
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 02:00