Taratasy (Tanjona Randrianarivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tononkira.serasera.org gaga raha hoe taratasy sisa no hitanao eo ambony latabatra,
Tsy nahavoasoratra aho fa ranomaso latsaka namela tasy no ao amboniny ao,
F'efa jjjerp mba niezaka aho fa tsy mba nisy dikany, ka veloma ianao,
Toa rahona matevina tsy resin'ny hazavana,
Fa resin'ny hatsiaka mamanala ny hafanana,
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka,
Toa rahona matevina tsy resin'ny hazavana,
Fa resin'ny hatsiaka mamanala ny rafod hafanana,
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka,
Fa tsy nasianao vidiny ireo eacnbq mamy tavela napetrako,
Fa hoy ianao hoe "ndana! mbay! mialà!"
Dieny mbola tafarina,
Ny azo atao aleo misitaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanjona RandrianariveloHits : 2114
Likes : 1 Like
Created by : Natolotrniavo
Date : 29/10/2024 02:00