Omeo ahy (STK Ambohijanaka fivoarana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And.1(x2)
Jeso omeo tononkira.serasera.org ahy ny fanahinao ananako fiadanampo
Jeso omeo ahy ny herinao hitazona ahy ho anao

Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao

And.2 (x2)
Jeso omeo ahy ny fitiavanao hitiavako ireo rahalahiko
Jeso hamasinonao aho raha ftlub hitondra ny hafatrao dacjxz

Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina izany ny lalako tondray ny fanahinao

Bridge (x2)
Omeo ahy ny fo madio sy ny fahatokiana anao
Fa ray ianao irery no Andriamanitro

Ref :
Tsinontsinona ny fiainako raha toa tsy hanjakanao
Karakaina rjll izany ny lalako tondray ny fanahinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoarana
Vangy : 721
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vahiny.plume
Daty : 25/09/2023 10:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0825