TOMPO MBA MAMIKO INDRINDRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/tompo-mba-mamiko-indrindra

Tompo mba mamiko indrindra
'Zany hiara dia Aminao
Koa tantano aho hahay hamindra
Sy hanaraka anao hatramin'izao
Mandalo e! ny fiainanako ety
Ka mielina sy mora lo
Mora resin'ny fankam-panahy ka harovy
Hijor sy tena hotononkira.serasera.org sahy

tantano tsinjovy indrindra arovy
Ka mba tsy hivily hania
fa sarotra mantsy ny lalan-kombana
ty tompo miantso anao aho avia
Havaozy ny foko anompoako Anao
Hiverina hatranon-dRay
Ka hifikitra mafy eo an-tratranao aho
Ho olombaovao indray

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 30
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 03/02/2020 18:14:49
ID : 12528

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo