TOMPO MBA MAMIKO INDRINDRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo mba mamiko indrindra
'Zany hiara dia ktcqrcw tononkira.serasera.org Aminao
Koa tantano aho hahay hamindra
Sy hanaraka anao hatramin'izao
Mandalo e! ny fiainanako ety
Ka mielina sy mora lo
Mora resin'ny fankam-panahy ka harovy
Hijor hizruv sy tena ho sahy
tantano tsinjovy indrindra arovy
Ka mba tsy hivily hania
fa sarotra mantsy ny lalan-kombana
ty tompo miantso anao aho avia
Havaozy ny foko mllf anompoako Anao
Hiverina hatranon-dRay
Ka hifikitra mafy eo an-tratranao aho
Ho olombaovao indray
'Zany hiara dia ktcqrcw tononkira.serasera.org Aminao
Koa tantano aho hahay hamindra
Sy hanaraka anao hatramin'izao
Mandalo e! ny fiainanako ety
Ka mielina sy mora lo
Mora resin'ny fankam-panahy ka harovy
Hijor hizruv sy tena ho sahy
tantano tsinjovy indrindra arovy
Ka mba tsy hivily hania
fa sarotra mantsy ny lalan-kombana
ty tompo miantso anao aho avia
Havaozy ny foko mllf anompoako Anao
Hiverina hatranon-dRay
Ka hifikitra mafy eo an-tratranao aho
Ho olombaovao indray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 915
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
