SAMBATRA AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba bnzkhtl vola na ny harena eto an-tany
No ilaiko sy katsahiko hatrany (fa satria)
Vetivety dia ho fongana sy lany
Tsy izany fa ny lanitra ihany
Sambatra aho nahazo toky avy Aminao
Dia lay gwijn Paradisa ho lovako
(Paradisa ho lovako)
Ho fonenako raha miala ety Jeso
Inty aho ho Anao mandrakizay
Fa ny toky dia tsy maintsy ho tafita
Na dia betsaka aza ireo tononkira.serasera.org ota efa vita
(nefa mino aho)
Fa voavela ka hisolo famonjena
Tsy voavidy vola be amin-karena
Sambatra aho nahazo toky avy Aminao
Dia lay Paradisa ho lovako
(Paradisa ho lovako)
Ho fonenako raha miala ety Jeso
Inty aho ho Anao mandrakizay
Tsy mba misy izay azoko atao izao
Hamaliana ireo soa vitanao
(ka ny saotra)
Fiderana idto no atolotra Anao Jeso
Ho Anao, ho Anao Mpamonjy ô
Sambatra aho nahazo toky avy Aminao
Dia lay Paradisa ho lovako
(Paradisa ho lovako)
Ho fonenako raha miala ety Jeso
Inty aho ho Anao mandrakizay
No ilaiko sy katsahiko hatrany (fa satria)
Vetivety dia ho fongana sy lany
Tsy izany fa ny lanitra ihany
Sambatra aho nahazo toky avy Aminao
Dia lay gwijn Paradisa ho lovako
(Paradisa ho lovako)
Ho fonenako raha miala ety Jeso
Inty aho ho Anao mandrakizay
Fa ny toky dia tsy maintsy ho tafita
Na dia betsaka aza ireo tononkira.serasera.org ota efa vita
(nefa mino aho)
Fa voavela ka hisolo famonjena
Tsy voavidy vola be amin-karena
Sambatra aho nahazo toky avy Aminao
Dia lay Paradisa ho lovako
(Paradisa ho lovako)
Ho fonenako raha miala ety Jeso
Inty aho ho Anao mandrakizay
Tsy mba misy izay azoko atao izao
Hamaliana ireo soa vitanao
(ka ny saotra)
Fiderana idto no atolotra Anao Jeso
Ho Anao, ho Anao Mpamonjy ô
Sambatra aho nahazo toky avy Aminao
Dia lay Paradisa ho lovako
(Paradisa ho lovako)
Ho fonenako raha miala ety Jeso
Inty aho ho Anao mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1179
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
