NY EO AKAIKINAO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/ny-eo-akaikinao

Ny eo akaikinao Jesoa akaikinao
Akaikinao no faniriako
Hiara-dia Aminao no mba tiako
Tompo tia ô? ekeo ny atako
kapokTsiky dia ampyaravay ho zakaiko Tompo tia
Hazofijaliana ho lanjaiko Jesoa tia
Eso latsalatsa tsy ahoako noho Ianao
Fahafatesana aza tsy hampihemotra ahy izao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 11
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 01/02/2020 08:41:38
ID : 12499

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo