NOELY ERAN-TANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/noely-eran-tany

Noely eran-tany
Noely sammbatra
Fa ny Zanaky ny Ray
E, nomeny ho anay
ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy
Manakoako hotononkira.serasera.orge:
Dera, laza ho Anao
ry Jesoa izay nanao ny lanitrao hamonjy anay

Izao tontolo izao midera
mitsaoka ny Anaranao
Izao tontolo izay mihira
Manandratra ny lazanao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 71
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 03/02/2020 18:14:55
ID : 12536

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo