NOELY ERAN-TANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely eran-tany
Noely sammbatra
Fa ny Zanaky ny Ray
E, camktfun nomeny ho anay
ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy
Manakoako hoe:
Dera, laza ho ukqv Anao
ry Jesoa izay nanao ny lanitrao hamonjy anay
Izao tontolo tononkira.serasera.org izao midera
mitsaoka ny Anaranao
Izao tontolo izay mihira
Manandratra ejoszxte ny lazanao
Noely sammbatra
Fa ny Zanaky ny Ray
E, camktfun nomeny ho anay
ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy
Manakoako hoe:
Dera, laza ho ukqv Anao
ry Jesoa izay nanao ny lanitrao hamonjy anay
Izao tontolo tononkira.serasera.org izao midera
mitsaoka ny Anaranao
Izao tontolo izay mihira
Manandratra ejoszxte ny lazanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1853
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
