MIERITRERETA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mieritrereta, mieritrereta ry manampanahy (Mieritrereta)
F’indro naterak’indray ho yyzma Anao lay Mpamonji Tsitoha ô!
Aza dia mihevitra fa mbola maro ny andronao ety (Mieritrereta)
Sao tratra aoriana fa diso anjara ka hanenenanao

Fa fiadanana tsy misy fetra nomena ho Anao
Zao ve no mba hohavalinao zany mba mieritrereta ô!

Fa fitiavana feno dia feno no atolotro ho anao (Meiritrereta)
Nefa ny atecqe fomba fiainana zany toa mampalahelo ô!
Ny fialonana feno sqgkwutp korontana indro manjaka (Mieritrereta)
Be rehareha zato ianao nefa indrisy fa vovoka ihany

Mieritrereta tononkira.serasera.org mieritrereta ry manam-panahy (Mieritrereta)
Aza hadinoina fa mbola hoadinina ianao any aoriana e!
Zato fihetsika mampahonena asehonao e! (Mieritrereta)
Be rehareha zato ianao nefa indrisy fa vovoka ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1681