MIERITRERETA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mieritrereta, mieritrereta ry manampanahy (Mieritrereta)F’indro naterak’indray ho Anao lay Mpamonji Tsitoha ô!
Aza dia mihevitra fa mbola maro ny andronao ety (Mieritrereta)
Sao tratra aoriana fa diso anjara ka hanenenanao
Fa fiadanana tsy misy fetra nomena ho Anao
Zao ve no mba hohavalinao zany mba mieritrereta ô!
Fa fitiavana feno dia feno no atolotro ho anao (Meiritrereta)
Nefa ny fomba fiainana zany toa mampalahelo ô!
Ny fialonana feno korontana indro manjaka (Mieritrereta)
Be rehareha zato ianao nefa indrisy fa vovoka ihany
Mieritrereta mieritrereta ry manam-panahy (Mieritrereta)
Aza hadinoina fa mbola hoadinina ianao any aoriana e!
Zato fihetsika mampahonena asehonao e! (Mieritrereta)
Be rehareha zato ianao nefa indrisy fa vovoka ihany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 710
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 01/02/2020 08:42