JESOSY IHANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/jesosy-ihany

JESOSY IHANY

Na mafy aza ny manjo (Jesosy ihany)
Tsy ho kivy aho tsy hiala Aminy (Jesosy)
Na mafy aza ny manjo (Jesosy ihany)
Tsy ho kivy aho tsy hiala Aminy (Jesosy)

Natsotrany ny tanany (Jesosy ihany)
Hamonjy antsika zanany (Jesosy)
Ny rany no latsany (Jesosy ihany)
Ny ota nodioviny (Jesosy)

Tsy misy mampitraka ahy (Jesosy ihany)
Tsy misy afa-tsy Ilay (Jesosy)
Tsy misy mampitraka ahy (Jesosy ihany)
Tsy Tsiky dia ampymisy afa-tsy Ilay (Jesosy)

Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Na mijaly aza aho dia matoky an’Ilay Jesosy

Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Na mijaly aza aho dia matoky an’Ilay Jesosy

Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Oh ! Jesosy ihany (x5)

Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Oh ! Jesosy ihany (x…)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 76
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 29/01/2020 22:11:50
ID : 12473

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo