Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOSY IHANY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOSY IHANY
Na mafy aza ny manjo (Jesosy ihany)
Tsy ho kivy aho tsy hiala Aminy (Jesosy)
Na mafy aza ny manjo (Jesosy zadjnpf ihany)
Tsy ho kivy aho tsy hiala Aminy (Jesosy)
Natsotrany ny tanany (Jesosy ihany)
Hamonjy antsika zanany (Jesosy)
Ny rany no latsany (Jesosy ihany)
Ny ota nodioviny (Jesosy)
Tsy misy mampitraka ahy (Jesosy ihany)
Tsy misy afa-tsy Ilay (Jesosy)
Tsy misy mampitraka ahy (Jesosy ihany)
Tsy misy afa-tsy Ilay (Jesosy)
Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Na mijaly aza aho dia matoky an’Ilay Jesosy
Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Na mijaly umjnygqt aza aho dia matoky an’Ilay Jesosy
Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho tononkira.serasera.org dia tsisy fery
Oh ! Jesosy sctas ihany (x5)
Raha mahantra aho dia tsy ho very
Raha maratra aho dia tsisy fery
Oh ! Jesosy ihany (x…)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 824
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11