JEREONAREO NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/jereonareo-ny-fitiavanandriamanitra

Jereonareo ny fitiavan'Andriamanitra
Very re isika rehetra
Fahoriana tsy misy fetra
satria nanohitra an'Andriamanitra
Ray be fitiavana sy te ho havana
(Loza, loza, loza, tokoa ô)
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana, ny fitiavana
Nitiavan'Andriamanitra (2) anareo
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana (2)
Nitiavan'Andriamanitra antsika ry zareo

Jereonareo ny fitiavan'Andriamanitra
Voninahitra aman-daza
Hazo fijaliana koa aza
Tsy nahasakana ny lahitokana
na nampihemotra mba hanavotra
(Tia, tia, tTsiky dia ampyia, tokoa ô)
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana, ny fitiavana
Nitiavan'Andriamanitra (2) anareo
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana (2)
Nitiavan'Andriamanitra antsika ry zareo

Jereonareo ny fitiavan'Andriamanitra
Saino sao manody sakaiza
na mankaiza re na mankaiza
mahafinaritra ny mieritreritra
sy ny mihevitra an'Andriamanitra
(Mamy, mamy, mamy, tokoa ô)
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana, ny fitiavana
Nitiavan'Andriamanitra (2) anareo
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana (2)
Nitiavan'Andriamanitra antsika ry zareo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 124
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 29/01/2020 22:11:47
ID : 12469

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo