JEREONAREO NY FITIAVAN'ANDRIAMANITRA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereonareo ny fitiavan'AndriamanitraVery re isika rehetra
Fahoriana tsy misy fetra
satria nanohitra an'Andriamanitra
Ray be fitiavana sy te ho havana
(Loza, loza, loza, tokoa ô)
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana, ny fitiavana
Nitiavan'Andriamanitra (2) anareo
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana (2)
Nitiavan'Andriamanitra antsika ry zareo
Jereonareo ny fitiavan'Andriamanitra
Voninahitra aman-daza
Hazo fijaliana koa aza
Tsy nahasakana ny lahitokana
na nampihemotra mba hanavotra
(Tia, tia, tia, tokoa ô)
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana, ny fitiavana
Nitiavan'Andriamanitra (2) anareo
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana (2)
Nitiavan'Andriamanitra antsika ry zareo
Jereonareo ny fitiavan'Andriamanitra
Saino sao manody sakaiza
na mankaiza re na mankaiza
mahafinaritra ny mieritreritra
sy ny mihevitra an'Andriamanitra
(Mamy, mamy, mamy, tokoa ô)
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana, ny fitiavana
Nitiavan'Andriamanitra (2) anareo
Jereonareo, jereonareo
Ny fitiavana (2)
Nitiavan'Andriamanitra antsika ry zareo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1157
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 29/01/2020 23:11