IZAY MAHATOKY AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/izay-mahatoky-ani-jehovah

Izay mahatoky mahatoky an’i Jehovah
Dia tahaka (x2) an’ny tendrombohitr’i Ziona
Izay tsy mihetsika
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay (x2)

Tahaka ny tendrombitra (Tendrombohitra)
Manodidina an’i Jerosalema (Jerosalema)
No hanodidina an’i Jehovah ny olony
Hatramin’izao ka ho mandrakizay

Jehovah, Tompon’ny maro ô!
Sambatra izaytononkira.serasera.org olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha, lohasaha maina izy
Dia ataonao misy loharano, loharano izany
Ary  ny lohaorana manarom-pitahiana azy (x2)
Manarom-pitahiana azy

Miampy hery (x2) eo am-pandehanana izy
Samy miseho eo anatrehanao
Eo anatrehana’Andriamianitra
Any Ziona (x2) izy rehetra
(Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra any Ziona)
Any Ziona izy rehetra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 120
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 28/01/2020 18:17:33
ID : 12467

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo