Ampidiro aloha ny tenimiafina
IZAY MAHATOKY AN'I JEHOVAH (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay mahatoky mahatoky an’i Jehovah
Dia tahaka (x2) an’ny tendrombohitr’i Ziona
Izay tsy mihetsika
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay (x2)
Tahaka ny tendrombitra (Tendrombohitra)
Manodidina an’i Jerosalema (Jerosalema)
No hanodidina nzvazuet an’i Jehovah ny olony
Hatramin’izao ka ho mandrakizay
Jehovah, Tompon’ny maro ô!
Sambatra izay olona mahatoky Anao
Fa raha mamaky ny lohasaha, lohasaha maina izy
Dia ataonao misy loharano, loharano izany
Ary ny lohaorana manarom-pitahiana azy (x2)
Manarom-pitahiana tononkira.serasera.org azy
Miampy hery (x2) eo am-pandehanana izy
Samy miseho eo anatrehanao
Eo anatrehana’Andriamianitra
Any Ziona (x2) izy unajspvx rehetra
(Samy miseho eo anatrehan'Andriamanitra any Ziona)
Any Ziona izy rehetra
elcy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 1478
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:17