IRIKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/iriko

Iriko tokoa re Jesosy ô
mba ho Anao (Iriko tokoa )
Ny foko rehetra hanjakaonao
(Ny foko ho Anao )
Fa ela dia ela Jesosy ô
(Jesosy ô! Ho Anao)
No niriko Anao irery hatrany
(Ho Anao ihany)
                      
Jesosy ô!Jesosy Mpamonjy ô!
(Jesosy ô)
Mba meteza re Ianao
(Mba meteza Ianao)
Jesosy Mpamonjy ô! Ooooh!
(Jesosy ô!)
Manjaka ao anatiko ao reTsiky dia ampy Ianao
(Manjaka anatiko ao)

Fa be fahavalo Tompo ô ny ety
(Jesosy ô)
Kanefa Ianao no mpiaro
(Ny foko ho Anao)
Ny mino rehetra tsy ho simbany ô
(Jesosy ô! Ho Anao)
Ta-handresy hatrany hatrany
(Ho Anao ihany)

Jesosy ô!Jesosy Mpamonjy ô!
(Jesosy ô)
Mba meteza re Ianao
(Mba meteza Ianao)
Jesosy Mpamonjy ô! Ooooh!
(Jesosy ô!)
Manjaka ao anatiko ao re Ianao
(Manjaka anatiko ao)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 177
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 28/01/2020 18:17:37
ID : 12462

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo