IRIKO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iriko tokoa re Jesosy ô
mba ho Anao (Iriko tokoa )
Ny bpwfrhc foko rehetra hanjakaonao
(Ny foko ho Anao )
Fa tononkira.serasera.org ela dia ela Jesosy aivrpl ô
(Jesosy ô! Ho Anao)
No niriko Anao irery hatrany
(Ho Anao ihany)
                      
Jesosy ô!Jesosy Mpamonjy ô!
(Jesosy ô)
Mba meteza re Ianao
(Mba meteza eadgzh Ianao)
Jesosy Mpamonjy ô! Ooooh!
(Jesosy ô!)
Manjaka ao anatiko ao re Ianao
(Manjaka anatiko ao)

Fa be fahavalo Tompo ô ny ety
(Jesosy ô)
Kanefa Ianao no mpiaro
(Ny foko ho Anao)
Ny mino rehetra tsy ho simbany ô
(Jesosy ô! Ho Anao)
Ta-handresy hatrany hatrany
(Ho Anao ihany)

Jesosy ô!Jesosy Mpamonjy ô!
(Jesosy ô)
Mba meteza re Ianao
(Mba meteza Ianao)
Jesosy Mpamonjy ô! Ooooh!
(Jesosy ô!)
Manjaka ao anatiko ao re Ianao
(Manjaka anatiko ao)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313