ILAY MESIA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/ilay-mesia

Terak'izao Jesoa Tomponao
(Terak'izao Jesoa Tomponao)

“Tonga hamonjy
Zanaka adala        
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”

“Tonga hamonjy
Zanaka adala        
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”

Nirahina ho’ety  
Hidina ety an-tany  
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa Izy ilay Mesia  

“Tonga hamonjy
Zanaka adala        
(Ny) ZaTsiky dia ampynany lahy
Izy Ilay Mesia”

Nirahina ho’ety  
Hidina ety an-tany  
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa Izy ilay Mesia

“Tonga hamonjy
Zanaka adala        
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”  

(Yele yele le Jehovah)  

Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo

'Ndao hitsaoka  
'Ndao hisaotra  
‘Lay Jehovah
(Jehovah)

Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 99
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 03/02/2020 18:14:58
ID : 12540

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo