ILAY MESIA (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Terak'izao Jesoa Tomponao
(Terak'izao Jesoa Tomponao)
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
“Tonga hamonjy
Zanaka adala srkhlij
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
Nirahina ho’ety
Hidina ety an-tany
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa kssem Izy ilay Mesia
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
Nirahina ho’ety
Hidina ety an-tany
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa Izy tononkira.serasera.org ilay Mesia
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
(Yele yele le Jehovah)
Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo
'Ndao wayks hitsaoka
'Ndao hisaotra
‘Lay Jehovah
(Jehovah)
Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo
(Terak'izao Jesoa Tomponao)
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
“Tonga hamonjy
Zanaka adala srkhlij
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
Nirahina ho’ety
Hidina ety an-tany
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa kssem Izy ilay Mesia
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
Nirahina ho’ety
Hidina ety an-tany
Hamonjy ireo nania
Dia Jesoa Izy tononkira.serasera.org ilay Mesia
“Tonga hamonjy
Zanaka adala
(Ny) Zanany lahy
Izy Ilay Mesia”
(Yele yele le Jehovah)
Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo
'Ndao wayks hitsaoka
'Ndao hisaotra
‘Lay Jehovah
(Jehovah)
Yele Yele
Yele Yele, Yele Yele
Yele Modimo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1309
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:14
