I KNOW WHO I AM (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taranaka voafidy isikaHaneho ny hatsarany
Natsangany ho fanjakana tsy azo ampihorohorona
Novidiny tamin'ny rany aho
Fantatro fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa mpandova aho
Satria zanany aho
Olom-baovao aho
Kristy manjaka ao
Manjaka ao am-poko ao
Satria zanany aho
Taranaka voafidy isika
Haneho ny hatsarany
Natsangany ho fanjakana tsy azo ampihorohorona
Novidiny tamin'ny rany aho
Fantatro fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa mpandova aho
Satria zanany aho
Mahalala hietry aho
Mahalala hitombo aho
Ao amin'ilay mampahery ahy
Satria zanany aho
Oooh I know who I am
Oooh je sais qui je suis
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1064
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 03/02/2020 19:15