I KNOW WHO I AM (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taranaka voafidy isika
Haneho ny hatsarany
Natsangany ho fanjakana tsy azo tononkira.serasera.org ampihorohorona
Novidiny tamin'ny rany aho
Fantatro fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa algxsla mpandova aho
Satria zanany aho
Olom-baovao aho
Kristy manjaka ao
Manjaka ao am-poko ao
Satria zanany aho
Taranaka voafidy isika
Haneho ny hatsarany
Natsangany flxoqyz ho fanjakana tsy azo ampihorohorona
Novidiny tamin'ny rany aho
Fantatro isiygnas fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa mpandova aho
Satria zanany aho
Mahalala hietry aho
Mahalala hitombo aho
Ao amin'ilay mampahery ahy
Satria zanany aho
Oooh I know who I am
Oooh je sais qui je suis
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho
Haneho ny hatsarany
Natsangany ho fanjakana tsy azo tononkira.serasera.org ampihorohorona
Novidiny tamin'ny rany aho
Fantatro fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa algxsla mpandova aho
Satria zanany aho
Olom-baovao aho
Kristy manjaka ao
Manjaka ao am-poko ao
Satria zanany aho
Taranaka voafidy isika
Haneho ny hatsarany
Natsangany flxoqyz ho fanjakana tsy azo ampihorohorona
Novidiny tamin'ny rany aho
Fantatro isiygnas fa voavonjy aho
Ny hinoako dia izao
Efa mpandova aho
Satria zanany aho
Mahalala hietry aho
Mahalala hitombo aho
Ao amin'ilay mampahery ahy
Satria zanany aho
Oooh I know who I am
Oooh je sais qui je suis
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho
Oooh satria zanany aho
Oooh efa mpandova aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1609
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 03/02/2020 19:15
