Hira faneva faha 45 taona STK FOIBE (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)

https://tononkira.serasera.org/hira/stk-ambatomena-antananarivo/hira-faneva-faha-45-taona-stk-foibe

1. Aminao tanora ny hery ka andeha
Ho isan'ny mpitory ny tenin'i Jesoa
Aminao ny hery ka mahareta re!
Ho isan'ny mpamonto ny teny mahasoa.

Fiv. :
Aminao tanora ny hery nefa kosa
Izay nianaranao hiareto ho tontosa
Aminao tanora ny hery nefa izao
Tano ny finoana nampinoana atononkira.serasera.orgnao!

2. Aminao tanora ny hery ka tandrovy
Ho masina hatrany ny antso niantsoana
Aminao ny hery ka tano sy tsarovy
Ny asa fanompoana mipetraka anoloana!

3. Aminao tanora ny hery ka faingana
Ho tanjaky ny mpino sy ny ny fiangonanao
Aminao ny hery ka etsy mandehana
Itondray fanilo izao tontolo izao!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : STK FJKM Ambatomena Antananarivo
Mpamaky : 141
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Jockl
Tamin'ny : 28/01/2020 18:20:07
ID : 12448

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo