Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hira faneva faha 45 taona STK FOIBE (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Aminao tanora ny hery ka andeha
Ho isan'ny mpitory ny tenin'i Jesoa
Aminao ny sxircfqu hery ka mahareta re!
Ho isan'ny mpamonto ny teny mahasoa.
Fiv. :
Aminao tanora ny hery nefa kosa
Izay nianaranao hiareto ho tontosa
Aminao tanora ny hery nefa izao
Tano ny finoana nampinoana anao!
2. gtsndofz Aminao tanora ny hery ka tandrovy
Ho masina hatrany ny antso niantsoana
Aminao ny hery ka tano sy tsarovy
Ny tononkira.serasera.org asa fanompoana mipetraka anoloana!
3. Aminao tanora ny hery ka faingana
Ho tanjaky ny mpino sy ny ny fiangonanao
Aminao gjroxt ny hery ka etsy mandehana
Itondray fanilo izao tontolo izao!
Ho isan'ny mpitory ny tenin'i Jesoa
Aminao ny sxircfqu hery ka mahareta re!
Ho isan'ny mpamonto ny teny mahasoa.
Fiv. :
Aminao tanora ny hery nefa kosa
Izay nianaranao hiareto ho tontosa
Aminao tanora ny hery nefa izao
Tano ny finoana nampinoana anao!
2. gtsndofz Aminao tanora ny hery ka tandrovy
Ho masina hatrany ny antso niantsoana
Aminao ny hery ka tano sy tsarovy
Ny tononkira.serasera.org asa fanompoana mipetraka anoloana!
3. Aminao tanora ny hery ka faingana
Ho tanjaky ny mpino sy ny ny fiangonanao
Aminao gjroxt ny hery ka etsy mandehana
Itondray fanilo izao tontolo izao!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVisites : 2166
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
