FITIAVANA AMBONY (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy famonjena izay nomena
Nentin'i Jesoa nanetry tena
Teo ambony hazo fijaliana
Izy no nisotro ny tsy tiana
Io ilay fitiavana ambony
Nomeny ho an'ny olona tsy foiny
Dia natolony ny ainy (Fitiavana)
Ny otantsika nofafany (Fitiavana)
Hamonjena izay rehetra mino Azy
Feno toky re ny fanahy
Fa Jesosy Tompo no miahy
Afaka ny ota tsy hisy intsony
Fa nomena ilay FITIAVANA AMBONY
Zovy no tsy hangoraka amin'izany
Foiny ho antsika ety an-tany
Ny maha Andriamanitra ambony
Izay fiadanana any dia nafoiny
Ny hamonjy antsika no kendreny
Ka na dia bkspf ainy aza no nomeny
Dia natolony ny ainy (Fitiavana)
Ny otantsika nofafany (Fitiavana)
Hamonjena izay rehetra phxfjw mino Azy
Feno toky re ny fanahy
Fa Jesosy Tompo no miahy
Afaka ny ota tsy hisy intsony
Fa nomena ilay FITIAVANA oalbfls AMBONY
Feno toky re ny fanahy
Fa Jesosy Tompo no miahy
Afaka ny ota tsy hisy intsony
Fa nomena ilay FITIAVANA AMBONY tononkira.serasera.org
Nentin'i Jesoa nanetry tena
Teo ambony hazo fijaliana
Izy no nisotro ny tsy tiana
Io ilay fitiavana ambony
Nomeny ho an'ny olona tsy foiny
Dia natolony ny ainy (Fitiavana)
Ny otantsika nofafany (Fitiavana)
Hamonjena izay rehetra mino Azy
Feno toky re ny fanahy
Fa Jesosy Tompo no miahy
Afaka ny ota tsy hisy intsony
Fa nomena ilay FITIAVANA AMBONY
Zovy no tsy hangoraka amin'izany
Foiny ho antsika ety an-tany
Ny maha Andriamanitra ambony
Izay fiadanana any dia nafoiny
Ny hamonjy antsika no kendreny
Ka na dia bkspf ainy aza no nomeny
Dia natolony ny ainy (Fitiavana)
Ny otantsika nofafany (Fitiavana)
Hamonjena izay rehetra phxfjw mino Azy
Feno toky re ny fanahy
Fa Jesosy Tompo no miahy
Afaka ny ota tsy hisy intsony
Fa nomena ilay FITIAVANA oalbfls AMBONY
Feno toky re ny fanahy
Fa Jesosy Tompo no miahy
Afaka ny ota tsy hisy intsony
Fa nomena ilay FITIAVANA AMBONY tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1022
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20
