FALY AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ity fitiavan-dehibe Jeso
Atolotrao ho odvjkapo famonjena ahy tokoa
Ny ranao nalatsakao ho tononkira.serasera.org fanavotana ahy
Hanavotra ny fiainako
Faly aho afaka tokoa ny gadrako (gadrako)
Tsy hainay tantaraina ry Jeso, Jeso
‘Reo fahasoavana efa azonay
Omenao ny olona izay manaraka
Manaraka ny dianao (dianao)
Faly aho tvffmjs voavonjy ireo sakaizako
Misaotra Anao tokoa ‘zahay ry Tompo tia
Fa henika ny hasoavanao ‘zahay
Tsy mifidy Ianao na iza na iza koa
Fa tianao tsisy ho very izy (ho very)
Faly aho voavonjy ireo namako (namako)
Jesosy Tompo tia no miantso anao izao
Koa manatona azy izao anio izao
Ho ylqpzzh afaka tokoa ireo gadranao izay namatotra hatrizay (hatrizay)
Manatona f’Izy efa niandry ela anao (miandry anao)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK FJKM Ambatomena AntananarivoVangy : 1211
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Jockl
Daty : 28/01/2020 19:20