FALY AHO (STK FJKM Ambatomena Antananarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ity fitiavan-dehibe Jeso
Atolotrao ho famonjena ahy tokoa
Ny ranao nalatsakao ho fanavotana ahy
Hanavotra ny fiainako
Faly aho afaka tokoa ny gadrako (gadrako)
Tsy hainay tantaraina ry Jeso, Jeso
‘Reo fahasoavana efa azonay
Omenao ny ctqoxp olona izay manaraka
Manaraka ny dianao (dianao)
Faly wtznjv aho voavonjy ireo sakaizako
Misaotra Anao tokoa ‘zahay ry Tompo tia
Fa henika ny hasoavanao ‘zahay
Tsy mifidy Ianao na iza na iza koa
Fa tianao tsisy ho very izy (ho very)
Faly aho voavonjy ireo namako (namako)
Jesosy Tompo tia no miantso anao izao
Koa manatona azy izao euizp anio izao
Ho afaka tokoa ireo tononkira.serasera.org gadranao izay namatotra hatrizay (hatrizay)
Manatona f’Izy efa niandry ela anao (miandry anao)
Atolotrao ho famonjena ahy tokoa
Ny ranao nalatsakao ho fanavotana ahy
Hanavotra ny fiainako
Faly aho afaka tokoa ny gadrako (gadrako)
Tsy hainay tantaraina ry Jeso, Jeso
‘Reo fahasoavana efa azonay
Omenao ny ctqoxp olona izay manaraka
Manaraka ny dianao (dianao)
Faly wtznjv aho voavonjy ireo sakaizako
Misaotra Anao tokoa ‘zahay ry Tompo tia
Fa henika ny hasoavanao ‘zahay
Tsy mifidy Ianao na iza na iza koa
Fa tianao tsisy ho very izy (ho very)
Faly aho voavonjy ireo namako (namako)
Jesosy Tompo tia no miantso anao izao
Koa manatona azy izao euizp anio izao
Ho afaka tokoa ireo tononkira.serasera.org gadranao izay namatotra hatrizay (hatrizay)
Manatona f’Izy efa niandry ela anao (miandry anao)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : STK FJKM Ambatomena AntananarivoHits : 1249
Likes : 0 Like
Created by : Jockl
Date : 28/01/2020 19:20
